Fanantenana (Madazikart)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga indray ny maraina
Andro iray vaovao
Tsy maintsy mikasa na dia malaina
Fa zjssk ny adidy miandry anao.
Mamoky tena tsara aloha
Hiantrehana ny tsy tononkira.serasera.org hay
Kitoza sy vary sosoa
Mety hitsinjo ny mamay.
Raha misy tsy uvorppn ampoizina
Tsy hatao mahakivy fa atrehina
Be mantsy ireo kizitina
Lavo tsy miady, tsy miala boqratgv nenina.
Ny fiainana anie tsy lavorary
Ary misy mahatsara azy izany
Ka raha sanatria ianao marary
Rehefa salama, paradisa ny eto an-tany.
Mino koa aho anefa fa indray andro any
Hisy masoandro hafa kely izay
Hibaliaka eto an-tany
Hitondra hery sy soa, ahasambatra indray.
Soratra sy rindra:
Haingo Madazikart
Hira: Sue Lee Anne
23/07/2024 20:50
Andro iray vaovao
Tsy maintsy mikasa na dia malaina
Fa zjssk ny adidy miandry anao.
Mamoky tena tsara aloha
Hiantrehana ny tsy tononkira.serasera.org hay
Kitoza sy vary sosoa
Mety hitsinjo ny mamay.
Raha misy tsy uvorppn ampoizina
Tsy hatao mahakivy fa atrehina
Be mantsy ireo kizitina
Lavo tsy miady, tsy miala boqratgv nenina.
Ny fiainana anie tsy lavorary
Ary misy mahatsara azy izany
Ka raha sanatria ianao marary
Rehefa salama, paradisa ny eto an-tany.
Mino koa aho anefa fa indray andro any
Hisy masoandro hafa kely izay
Hibaliaka eto an-tany
Hitondra hery sy soa, ahasambatra indray.
Soratra sy rindra:
Haingo Madazikart
Hira: Sue Lee Anne
23/07/2024 20:50
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MadazikartVangy : 809
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : madazikart
Daty : 07/10/2024 17:45
