Fanantenana (Madazikart)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga indray tononkira.serasera.org ny maraina
Andro iray vaovao
Tsy maintsy mikasa na dia malaina
Fa ny adidy miandry anao.
Mamoky tena tsara aloha
Hiantrehana ny tsy hay
Kitoza sy vary sosoa
Mety hitsinjo ny mamay.
Raha misy tsy ampoizina
Tsy hatao mahakivy fa atrehina
Be mantsy ireo kizitina
Lavo tsy miady, tsy miala nenina.
Ny fiainana anie tsy lavorary
Ary misy mahatsara azy izany
Ka raha sanatria ianao marary
Rehefa salama, paradisa ny eto an-tany.
Mino koa aho anefa fa indray olxx andro any
Hisy masoandro ejkih hafa kely izay
Hibaliaka eto an-tany
Hitondra hery werai sy soa, ahasambatra indray.
Soratra sy rindra:
Haingo Madazikart
Hira: Sue Lee Anne
23/07/2024 20:50
Andro iray vaovao
Tsy maintsy mikasa na dia malaina
Fa ny adidy miandry anao.
Mamoky tena tsara aloha
Hiantrehana ny tsy hay
Kitoza sy vary sosoa
Mety hitsinjo ny mamay.
Raha misy tsy ampoizina
Tsy hatao mahakivy fa atrehina
Be mantsy ireo kizitina
Lavo tsy miady, tsy miala nenina.
Ny fiainana anie tsy lavorary
Ary misy mahatsara azy izany
Ka raha sanatria ianao marary
Rehefa salama, paradisa ny eto an-tany.
Mino koa aho anefa fa indray olxx andro any
Hisy masoandro ejkih hafa kely izay
Hibaliaka eto an-tany
Hitondra hery werai sy soa, ahasambatra indray.
Soratra sy rindra:
Haingo Madazikart
Hira: Sue Lee Anne
23/07/2024 20:50
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : MadazikartHits : 896
Likes : 0 Like
Created by : madazikart
Date : 07/10/2024 17:45
