Olombelona aho Tompo (Vetson-kira)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Olombelona aho tompo!
Tsy mendrika ny hanonona ny anaranao
Nefa fa vonona aho hanompo
Mifona aho uskkglrv Tompo mibebaka hatramin'izao
O ry Tompo be fitia
Mba tantanonao ny crlmdma dia
Fantatrao f'efa nania ny olonao Tety
Ankehitriny O! mamela ny heloko izay vitako!
O!mamela O!mamela ny heloko
Faniriako ry Tompo miankina
An-tratranao ry Tompo o!
Mba omeo fo madio tononkira.serasera.org ahahaizako hibanjina ny tavanao
O ry Tompo be fitia
Mba tantanonao ny dia
Fantatrao f'efa nania ny iofjwuc olonao Tety

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vetson-kiraVangy : 14641
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rixman
Daty : 24/11/2018 10:56