Olombelona aho Tompo (Vetson-kira)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Olombelona aho tompo!
Tsy mendrika ny hanonona ny anaranao
Nefa fa vonona aho hanompo
Mifona aho Tompo mibebaka hatramin'izao
O ry Tompo be fitia
Mba tantanonao ny dia
Fantatrao f'efa nania tsquegvi ny olonao Tety
Ankehitriny O! mamela ny heloko izay vitako!
O!mamela O!mamela ny heloko
Faniriako ry Tompo miankina
An-tratranao ry Tompo opal o!
Mba omeo fo madio cwvuqdvs ahahaizako hibanjina ny tavanao
O ry Tompo be fitia
Mba tantanonao ny dia
Fantatrao f'efa nania ny olonao Tety
Ankehitriny tononkira.serasera.org O! mamela ny heloko izay vitako!

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Vetson-kiraHits : 15349
Likes : 0 Like
Created by : rixman
Date : 24/11/2018 10:56