Torotoro (Chorale de l'Ecole Normale de Tananarive)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Torotoro ho’aho ilay vato djlv nandiavana
Tapaka eto ho’aho ilay andry tononkira.serasera.org niankinana ô
Torotoro ka nolaingolaingosana
Tapaka eto ilay nantenaiko, dada ô

Ô ô ô ny masoandro milentika mbola antoandro ho’aho
Fa ny aty agvycuem maizim-bolana ô
Adala samirery anie tcmt aho raha tsy hendry amin’ izao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Chorale de l'Ecole Normale de Tananarive
Vangy : 2821
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 26/08/2018 12:22
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2116