Torotoro (Chorale de l'Ecole Normale de Tananarive)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Torotoro jqnkfg ho’aho ilay vato itbxxyx nandiavana
Tapaka eto ho’aho ilay andry niankinana ô
Torotoro ka nolaingolaingosana
Tapaka eto ilay nantenaiko, dada ô
Ô ô ô ny masoandro milentika mbola antoandro ho’aho
Fa ny aty maizim-bolana ô
Adala samirery tononkira.serasera.org anie aho raha tsy hendry amin’ izao qmoen

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Chorale de l'Ecole Normale de TananariveVisites : 2948
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 26/08/2018 12:22