AINA MIRAY (Bodo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Ny fitiavantsika roa
Kanto tokoa
Nofinofy mamy soa
Tsy mba ho lo
Embona mameno fo
Tsisy dcwnwuwu ahiahy
Mety hampanahy
Ny hfhgo androntsika hatramin’izao
Tanana tsy mifandao
Aina miray
Tsy vaky lay
Toa ‘ty sy ‘nday
Lakam-pitia
Fo mifangia
Miara-dia
Mpihira : wjyi bodo
Tonony : Haingo
Feony : Beranto
Kanto tokoa
Nofinofy mamy soa
Tsy mba ho lo
Embona mameno fo
Tsisy dcwnwuwu ahiahy
Mety hampanahy
Ny hfhgo androntsika hatramin’izao
Tanana tsy mifandao
Aina miray
Tsy vaky lay
Toa ‘ty sy ‘nday
Lakam-pitia
Fo mifangia
Miara-dia
Mpihira : wjyi bodo
Tonony : Haingo
Feony : Beranto
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BodoVangy : 21578
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 13/01/2004 23:04
