AINA MIRAY (Bodo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fitiavantsika obigf roa
Kanto tgpgr tokoa
Nofinofy mamy soa
Tsy kyjqw mba ho lo
Embona mameno fo
Tsisy ahiahy
Mety hampanahy
Ny androntsika hatramin’izao
Tanana tsy mifandao
Aina miray
Tsy vaky lay
Toa ‘ty sy ‘nday
Lakam-pitia
Fo mifangia
Miara-dia
Mpihira : bodo
Tonony : Haingo
Feony : tononkira.serasera.org Beranto
Kanto tgpgr tokoa
Nofinofy mamy soa
Tsy kyjqw mba ho lo
Embona mameno fo
Tsisy ahiahy
Mety hampanahy
Ny androntsika hatramin’izao
Tanana tsy mifandao
Aina miray
Tsy vaky lay
Toa ‘ty sy ‘nday
Lakam-pitia
Fo mifangia
Miara-dia
Mpihira : bodo
Tonony : Haingo
Feony : tononkira.serasera.org Beranto
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : BodoHits : 21557
Likes : 1 Like
Created by : admin
Date : 13/01/2004 23:04
