Ho Melohina Va ? (Barijaona sy O'Suzah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho melohina va ny foko
Raha niantefa taminao
Rotsirotsy safosafo
No natolotro anao
Eny raiso sombin’aina
Tsy okvun antery tsy akory
Raha tsy tianao hangaina
Izany tononkira.serasera.org foko oriory
Eny, eny kogbz ho aho ry foko kely
Izay mizaka izao zdea rehetra izao
Mba zakao na mangidy na tantely
Fa any andro hifalian' izaho sy ianao
Ho melohina va ny foko
Raha niantefa taminao
Asanao ry nantenaina
Asa izay sitrakao.
Raha niantefa taminao
Rotsirotsy safosafo
No natolotro anao
Eny raiso sombin’aina
Tsy okvun antery tsy akory
Raha tsy tianao hangaina
Izany tononkira.serasera.org foko oriory
Eny, eny kogbz ho aho ry foko kely
Izay mizaka izao zdea rehetra izao
Mba zakao na mangidy na tantely
Fa any andro hifalian' izaho sy ianao
Ho melohina va ny foko
Raha niantefa taminao
Asanao ry nantenaina
Asa izay sitrakao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Barijaona sy O'SuzahVangy : 9816
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 13/08/2002 12:20
