Hody (Bodo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Oram-be mivatravatra
Kotro-baratra no nalaiko ho namana
Tsy hamofo alahelo an-tanin’olona
Fa nataoko hampatsiahy ilay akany lavitra eyxpjlnq any
Ny korana sy lalao manakora
Manangoly ny tononkira.serasera.org fiharahana
Sento lalina fa manina te-hody
No hasetriko ny tsikiny
Mampanganohano ahy
Na ny mamiratra aza mvvefubp no hanambazana ahy
Tsy nahasarika ahy ireo fa ianao
Ry tany mamiko no nampanembona ahy
Nierikerika aho fa sao tao ianao
An-tsaina sisa no nahitako anao
Tombin-drahona nandalo no nafarako
Nefa ireny mba ho aiza moa ?
Niriako orana mikija tsy hamonto anao
Fa tsy ho anao ry taniko tsy tafita ny qehfzd hafatro
Kotro-baratra no nalaiko ho namana
Tsy hamofo alahelo an-tanin’olona
Fa nataoko hampatsiahy ilay akany lavitra eyxpjlnq any
Ny korana sy lalao manakora
Manangoly ny tononkira.serasera.org fiharahana
Sento lalina fa manina te-hody
No hasetriko ny tsikiny
Mampanganohano ahy
Na ny mamiratra aza mvvefubp no hanambazana ahy
Tsy nahasarika ahy ireo fa ianao
Ry tany mamiko no nampanembona ahy
Nierikerika aho fa sao tao ianao
An-tsaina sisa no nahitako anao
Tombin-drahona nandalo no nafarako
Nefa ireny mba ho aiza moa ?
Niriako orana mikija tsy hamonto anao
Fa tsy ho anao ry taniko tsy tafita ny qehfzd hafatro
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BodoVangy : 12480
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Aro ANDRIARIMALALA
Daty : 27/10/2002 19:40
