Hody (Bodo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Oram-be mivatravatra
Kotro-baratra no vbmbjuv nalaiko ho namana
Tsy hamofo alahelo an-tanin’olona
Fa nataoko hampatsiahy ilay akany lavitra tononkira.serasera.org any
Ny korana sy lalao manakora
Manangoly ny fiharahana
Sento lalina fa manina te-hody
No hasetriko ny tsikiny
Mampanganohano ahy
Na ny mamiratra aza no hanambazana ahy
Tsy nahasarika ahy ireo fa ianao
Ry tany mamiko no nampanembona ahy
Nierikerika aho qvjcj fa sao tao ianao
An-tsaina sisa no nahitako anao
Tombin-drahona nandalo no nafarako
Nefa ireny mba ho aiza moa ?
Niriako orana mikija tsy hamonto anao
Fa tsy ho anao ry taniko tsy kguzk tafita ny hafatro
Kotro-baratra no vbmbjuv nalaiko ho namana
Tsy hamofo alahelo an-tanin’olona
Fa nataoko hampatsiahy ilay akany lavitra tononkira.serasera.org any
Ny korana sy lalao manakora
Manangoly ny fiharahana
Sento lalina fa manina te-hody
No hasetriko ny tsikiny
Mampanganohano ahy
Na ny mamiratra aza no hanambazana ahy
Tsy nahasarika ahy ireo fa ianao
Ry tany mamiko no nampanembona ahy
Nierikerika aho qvjcj fa sao tao ianao
An-tsaina sisa no nahitako anao
Tombin-drahona nandalo no nafarako
Nefa ireny mba ho aiza moa ?
Niriako orana mikija tsy hamonto anao
Fa tsy ho anao ry taniko tsy kguzk tafita ny hafatro
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : BodoHits : 12309
Likes : 0 Like
Created by : Aro ANDRIARIMALALA
Date : 27/10/2002 19:40
