Fahatsiarovana (Rasamy Gitara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsaroako tsy mety hadinon'ny saiko
Ny zava-niserana fony tanora
Toa aloka xfajb fotsiny nefa voaraiko
Nantsoin'ny nofy mamelona akora
Toa zavona nziu izany kanefa nilaina
Ho solika kely fitaizana ny aina
Toa feno alahelo nandretsika hira
Ny dindo navelan'ireny andro ireny
Toa tononkira.serasera.org ako nilefa nankany an-dakira
Kanefa tsy maty fa mbola miteny
Toa sary manjavona feno taraina
Kanefa tadiavin'ny fo ratraina. lckmcc
Ny zava-niserana fony tanora
Toa aloka xfajb fotsiny nefa voaraiko
Nantsoin'ny nofy mamelona akora
Toa zavona nziu izany kanefa nilaina
Ho solika kely fitaizana ny aina
Toa feno alahelo nandretsika hira
Ny dindo navelan'ireny andro ireny
Toa tononkira.serasera.org ako nilefa nankany an-dakira
Kanefa tsy maty fa mbola miteny
Toa sary manjavona feno taraina
Kanefa tadiavin'ny fo ratraina. lckmcc
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rasamy GitaraVangy : 3720
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 27/02/2015 00:00
