Miaina (Tandindona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny tany malemy hanorenam-pangady no tsy misy
Fa ny fo xgodor sy ny saina miezaka mafy no mahafaly
Feno taraina mangirifiry, tononkira.serasera.org
Fa tsapanao ny miaina,
Fantatrao izay ilaina

Koa andao raha hanaraka ahy ianao
Ianao maniry fiainam-baovao
Koa andao raha hanaraka ahy ianao
Ianao miandrandra tontolo tsara

Koa andao raha hanaraka ahy ianao
Ianao maniry wbau fiainam-baovao
Koa andao raha hanaraka ahy ianao
Ianao miandrandra tontolo tsara tspwfz

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tandindona
Vangy : 902
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 03/06/2023 08:59
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0104