Miaina (Tandindona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny tany malemy hanorenam-pangady no tsy misy
Fa ny fo sy ny saina miezaka mafy no bihxrrda mahafaly
Feno taraina mangirifiry, ccjow
Fa tsapanao ny miaina,
Fantatrao izay ilaina
Koa andao raha hanaraka ahy ianao
Ianao gfgxu maniry fiainam-baovao
Koa andao raha hanaraka ahy ianao
Ianao miandrandra tontolo tsara
Koa andao raha hanaraka ahy ianao
Ianao maniry fiainam-baovao
Koa andao raha hanaraka ahy ianao
Ianao miandrandra tontolo tsara tononkira.serasera.org
Fa ny fo sy ny saina miezaka mafy no bihxrrda mahafaly
Feno taraina mangirifiry, ccjow
Fa tsapanao ny miaina,
Fantatrao izay ilaina
Koa andao raha hanaraka ahy ianao
Ianao gfgxu maniry fiainam-baovao
Koa andao raha hanaraka ahy ianao
Ianao miandrandra tontolo tsara
Koa andao raha hanaraka ahy ianao
Ianao maniry fiainam-baovao
Koa andao raha hanaraka ahy ianao
Ianao miandrandra tontolo tsara tononkira.serasera.org
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TandindonaVangy : 959
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 03/06/2023 08:59
