Miaina (Tandindona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny tany malemy hanorenam-pangady no czbct tsy misy
Fa ny fo sy ny saina miezaka mafy no mahafaly
Feno taraina mangirifiry,
Fa ucecz tsapanao ny miaina,
Fantatrao izay ilaina
Koa andao raha hanaraka ahy ianao
Ianao maniry lryfq fiainam-baovao
Koa andao raha hanaraka ahy ianao
Ianao miandrandra tontolo tsara
Koa andao raha tononkira.serasera.org hanaraka ahy ianao
Ianao maniry fiainam-baovao
Koa andao raha hanaraka ahy ianao
Ianao miandrandra tontolo tsara
Fa ny fo sy ny saina miezaka mafy no mahafaly
Feno taraina mangirifiry,
Fa ucecz tsapanao ny miaina,
Fantatrao izay ilaina
Koa andao raha hanaraka ahy ianao
Ianao maniry lryfq fiainam-baovao
Koa andao raha hanaraka ahy ianao
Ianao miandrandra tontolo tsara
Koa andao raha tononkira.serasera.org hanaraka ahy ianao
Ianao maniry fiainam-baovao
Koa andao raha hanaraka ahy ianao
Ianao miandrandra tontolo tsara
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TandindonaHits : 961
Likes : 0 Like
Created by : hery
Date : 03/06/2023 08:59
