Tsy hira ny hira.
Ny ginako (Thina A.)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha nangina ahoKa ninia nampirina ny peniko
Tsy hoe nandao
Na tsisy koa izay hoteneniko
Fa maka bahana…
Manangon-kery tsy hampianjera
Mameno fahana,
Hoenti-miatrika tsikera
Izay ny iray
Fa misy koa ny tsy afangaro
Hatramin’izay
Loza ny ahy fa saro-piaro
Amy soratro
Satriko hozaraina foana
Nefa holatro
Nandaniako ny foana
Dia tantara mirakitra ny dia sy ireo lasako
Ka hizara ny lalako iny, hatrany am-pasako
A/C : Thina A. /Houby N.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Thina A.Vangy : 1551
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 01/09/2019 22:12
