Aiza Ianao (Fetra MjR)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitsilopy ny aina toa afon-dabozy
Izay no nolovaina, raha nisarahan-dry
Manify maina to atady taroby
Mangaingaina tsy mety leo ny fahiny eh !
Rendraredra, traina, jvjuqqbh no antom-piainako ankehitriny
Tsisy anao ho ajaina, tsisy anao atao chérie
Ho ahy ianao no daina, ianao no tena fy
Manaintaina aho, ka tononkira.serasera.org mila anao ho vakisiny eh
Manina anao aho
Vao mifoha vao maraina d’efa ianao no ato an-tsaina
Indrisy, nilaozanao aho
Mirefarefa mitaraina tsisy ano ho lalaina
Mbola mitady anao aho
Aiza ianao
Mila anao aho
‘ty zanakao ry Kaina no mjjayze namadika sonia
Ref’izy arabaina, miavonavona minia
Izy no malaina, ‘zah milela-paladia
Ambonio ny saina, adinoy ny fahiny, nefa
Mbola manina anao aho…
Vao mifoha vao maraina d’efa ianao no ato an-tsaina etna

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fetra MjRVangy : 843
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : FetraMjR
Daty : 19/02/2025 16:44