Fetra MjR

Submitted by FetraMjR
19/02/2025 16:44
Fetra MjR's song 1 Click here
Hits : 150
Likes : 0 Like

More info

Mpanan-kanto Malagasy, mpamoron-kira, feony sy tonony monina ao Bordeaux, Frantsa.
Ireny mozika Soul-ny taona 70 sy 80 ireny ireny no isan'ny aingam-panahiny. Ao ihany koa anefa ny gadona malagasy samihafa izay tena lovan-tsofina voalohany ho azy.
"Autodidacte" izy ka raha tany amin'ny taona 2010 tany no tena niatomboka ny tantara dia efa hatramin'ny fahazazany no nahatontolony ny mozika.
"Aiza Ianao" ny hira voalohany natontany, anisan'ireo izay maro ho avy amin'ity taona 2025 ity. Ao anatin'izany rindran-kasa izany ny album sy ny clip rehetra entina anehoana azy ireo.

Comments about Fetra MjR

No comment found

Fetra MjR's song (1)

© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0887