Fahatsiarovana (Rasamy Gitara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsaroako tsy mety hadinon'ny saiko
Ny zava-niserana fony tononkira.serasera.org tanora
Toa aloka fotsiny nefa voaraiko
Nantsoin'ny nofy mamelona akora
Toa zavona izany kanefa nilaina
Ho solika kely gtfqqvd fitaizana ny aina
Toa feno alahelo nandretsika hira
Ny dindo navelan'ireny andro ireny
Toa ako nilefa nankany an-dakira
Kanefa tsy zqmy maty fa mbola miteny
Toa sary ajjwn manjavona feno taraina
Kanefa tadiavin'ny fo ratraina.
Ny zava-niserana fony tononkira.serasera.org tanora
Toa aloka fotsiny nefa voaraiko
Nantsoin'ny nofy mamelona akora
Toa zavona izany kanefa nilaina
Ho solika kely gtfqqvd fitaizana ny aina
Toa feno alahelo nandretsika hira
Ny dindo navelan'ireny andro ireny
Toa ako nilefa nankany an-dakira
Kanefa tsy zqmy maty fa mbola miteny
Toa sary ajjwn manjavona feno taraina
Kanefa tadiavin'ny fo ratraina.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rasamy GitaraVangy : 3631
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 27/02/2015 00:00
