Ataoko ahoana moa (Bodo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ataoko ahoana moa
manakoako tsy hay tohaina
nokitraninao vuzltezh hifoha ity
lasako feno taraina
Ataoko ahoana nefa
mitamberina ny tantara
ny rahona nandalo
nofy ratsy tsisy plqhurmz mpahalala
Tsy ho haiko ho adinoina
tsy ho voarara
ny hitanisa ireto voina
arahim-peon-gitara
Tsy maninona moa
fa fahatsiarovana no sisa
ny diam-patsiky ny whofpjyl omaly ve
manolatra tononkira.serasera.org izy dia tsy hita
Ataoko ahoana nefa
mitamberina ny tantara
ny rahona mandalo
nofy ratsy tsisy mpahalala
manakoako tsy hay tohaina
nokitraninao vuzltezh hifoha ity
lasako feno taraina
Ataoko ahoana nefa
mitamberina ny tantara
ny rahona nandalo
nofy ratsy tsisy plqhurmz mpahalala
Tsy ho haiko ho adinoina
tsy ho voarara
ny hitanisa ireto voina
arahim-peon-gitara
Tsy maninona moa
fa fahatsiarovana no sisa
ny diam-patsiky ny whofpjyl omaly ve
manolatra tononkira.serasera.org izy dia tsy hita
Ataoko ahoana nefa
mitamberina ny tantara
ny rahona mandalo
nofy ratsy tsisy mpahalala
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BodoVangy : 4942
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 28/02/2015 18:38
