Ataoko ahoana moa (Bodo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ataoko ahoana moa
manakoako tsy hay tohaina
nokitraninao hifoha ity
lasako feno taraina
Ataoko ahoana nefa
mitamberina ny tantara
ny rahona nandalo
nofy ratsy tsisy mpahalala
Tsy ho haiko ho tononkira.serasera.org adinoina
tsy ho voarara
ny hitanisa ireto voina
arahim-peon-gitara
Tsy maninona moa
fa fahatsiarovana no snkyub sisa
ny diam-patsiky ny omaly ve
manolatra izy dia tsy hita
Ataoko ahoana oiry nefa
mitamberina ny tantara
ny rahona mandalo
nofy sehz ratsy tsisy mpahalala
manakoako tsy hay tohaina
nokitraninao hifoha ity
lasako feno taraina
Ataoko ahoana nefa
mitamberina ny tantara
ny rahona nandalo
nofy ratsy tsisy mpahalala
Tsy ho haiko ho tononkira.serasera.org adinoina
tsy ho voarara
ny hitanisa ireto voina
arahim-peon-gitara
Tsy maninona moa
fa fahatsiarovana no snkyub sisa
ny diam-patsiky ny omaly ve
manolatra izy dia tsy hita
Ataoko ahoana oiry nefa
mitamberina ny tantara
ny rahona mandalo
nofy sehz ratsy tsisy mpahalala
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : BodoHits : 4879
Likes : 1 Like
Created by : ikalamako
Date : 28/02/2015 18:38
