TSY IZANY (Bodo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izay nataonao hahasambatra anao
Toa mandamoka, sy very lava izao
Tofoka ianao fa na tsara aza natao
Vao mainka koa maha-be fahavalo anao
Mihodina anao ireo niantranao
Ka na ireo aza niteny ratsy anao
Dia hiova ianao, izay tononkira.serasera.org no hevitrao
Fa tsinontsinona izay kely vitanao
Tsy izany no ahakivy anao
Tsaroana ery hoy ihany ianao
Izay mba fahotana kely vitanao
Tsy levona iny, voatanisa hatramin’izao
Ka hbxfzz vaed mety hibaby hatramin’ny taranakao
Aleo hilaza izay manam-bava
Aleo hifosa izay olon-doza
Fa raha ianao zxeqyn madio toa zaza
Ny sainao, ny fonao izay no tandrovy
Hoy aho hoe :
Mpihira : bodo
Tonony : bodo
Feony : bodo
Toa mandamoka, sy very lava izao
Tofoka ianao fa na tsara aza natao
Vao mainka koa maha-be fahavalo anao
Mihodina anao ireo niantranao
Ka na ireo aza niteny ratsy anao
Dia hiova ianao, izay tononkira.serasera.org no hevitrao
Fa tsinontsinona izay kely vitanao
Tsy izany no ahakivy anao
Tsaroana ery hoy ihany ianao
Izay mba fahotana kely vitanao
Tsy levona iny, voatanisa hatramin’izao
Ka hbxfzz vaed mety hibaby hatramin’ny taranakao
Aleo hilaza izay manam-bava
Aleo hifosa izay olon-doza
Fa raha ianao zxeqyn madio toa zaza
Ny sainao, ny fonao izay no tandrovy
Hoy aho hoe :
Mpihira : bodo
Tonony : bodo
Feony : bodo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BodoVangy : 7613
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ericka RAZAFIMANANTSOA
Daty : 04/06/2003 08:37
