TSY IZANY (Bodo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izay nataonao hahasambatra anao
Toa mandamoka, sy very lava izao
Tofoka ianao fa na tsara tononkira.serasera.org aza natao
Vao mainka koa maha-be fahavalo anao
Mihodina anao ireo niantranao
Ka tvsjan na ireo aza niteny ratsy anao
Dia hiova ianao, izay no hevitrao
Fa tsinontsinona izay kely vitanao
Tsy izany no ahakivy anao
Tsaroana ery hoy ihany ianao
Izay mba fahotana kely vitanao
Tsy levona iny, voatanisa hatramin’izao
Ka mety hibaby hatramin’ny taranakao
Aleo hilaza izay manam-bava
Aleo hifosa izay olon-doza
Fa raha ianao madio wnpayfg toa zaza
Ny ebliw sainao, ny fonao izay no tandrovy
Hoy aho hoe :
Mpihira : bodo
Tonony : bodo
Feony : bodo
Toa mandamoka, sy very lava izao
Tofoka ianao fa na tsara tononkira.serasera.org aza natao
Vao mainka koa maha-be fahavalo anao
Mihodina anao ireo niantranao
Ka tvsjan na ireo aza niteny ratsy anao
Dia hiova ianao, izay no hevitrao
Fa tsinontsinona izay kely vitanao
Tsy izany no ahakivy anao
Tsaroana ery hoy ihany ianao
Izay mba fahotana kely vitanao
Tsy levona iny, voatanisa hatramin’izao
Ka mety hibaby hatramin’ny taranakao
Aleo hilaza izay manam-bava
Aleo hifosa izay olon-doza
Fa raha ianao madio wnpayfg toa zaza
Ny ebliw sainao, ny fonao izay no tandrovy
Hoy aho hoe :
Mpihira : bodo
Tonony : bodo
Feony : bodo
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : BodoHits : 7512
Likes : 0 Like
Created by : Ericka RAZAFIMANANTSOA
Date : 04/06/2003 08:37
