Mafana (Mario)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Mafana ny andro, aiza labiera
Mila misotro oh eran’ny vera
Avy eo anefa migoka tsy tana
Alefalefa eh Mafanafana
Ref : Mafana eh Mafana ho aho
(×4)
2. Migoka tsy tana nafanafana
Lasa tomaty eh natao tsakitsaky
Miodina izy izany Moramora ihany eh
Miodina pgjc izy izany eh ambony ambany
Ref :
Ok
3. Ny andro manara aiza sambo
Anaty bar ah tononkira.serasera.org mandritry ny andro
Aza masiaka fa alefako mora oh
Zaho mangatsiaka aza mampidola
(Kelikely fotsiny fa aza be lbqgzm resaka eh
Mba fofofofony Fa nga atao betsaka izgff eh)
Ref :
(Solo guitare)
Katry katry katry (x2)
(Folaka)
Mila misotro oh eran’ny vera
Avy eo anefa migoka tsy tana
Alefalefa eh Mafanafana
Ref : Mafana eh Mafana ho aho
(×4)
2. Migoka tsy tana nafanafana
Lasa tomaty eh natao tsakitsaky
Miodina izy izany Moramora ihany eh
Miodina pgjc izy izany eh ambony ambany
Ref :
Ok
3. Ny andro manara aiza sambo
Anaty bar ah tononkira.serasera.org mandritry ny andro
Aza masiaka fa alefako mora oh
Zaho mangatsiaka aza mampidola
(Kelikely fotsiny fa aza be lbqgzm resaka eh
Mba fofofofony Fa nga atao betsaka izgff eh)
Ref :
(Solo guitare)
Katry katry katry (x2)
(Folaka)
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : MarioVangy : 2160
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Solomona17
Daty : 16/02/2024 08:56
