Mafana (Mario)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Mafana ny andro, aiza labiera
Mila misotro oh eran’ny vera
Avy eo anefa migoka tsy spgx tana
Alefalefa eh Mafanafana
Ref : Mafana eh Mafana ho aho
(×4)
2. Migoka tsy tana nafanafana
Lasa tomaty eh natao tsakitsaky
Miodina izy tononkira.serasera.org izany Moramora ihany eh
Miodina izy izany eh ambony ambany
Ref :
Ok
3. Ny andro manara aiza sambo
Anaty bar sjpt ah mandritry ny andro
Aza masiaka fa alefako mora oh
Zaho mangatsiaka aza mampidola
(Kelikely fotsiny fa aza be lhicsgfa resaka eh
Mba fofofofony Fa nga atao betsaka eh)
Ref :
(Solo guitare)
Katry katry katry (x2)
(Folaka)
Mila misotro oh eran’ny vera
Avy eo anefa migoka tsy spgx tana
Alefalefa eh Mafanafana
Ref : Mafana eh Mafana ho aho
(×4)
2. Migoka tsy tana nafanafana
Lasa tomaty eh natao tsakitsaky
Miodina izy tononkira.serasera.org izany Moramora ihany eh
Miodina izy izany eh ambony ambany
Ref :
Ok
3. Ny andro manara aiza sambo
Anaty bar sjpt ah mandritry ny andro
Aza masiaka fa alefako mora oh
Zaho mangatsiaka aza mampidola
(Kelikely fotsiny fa aza be lhicsgfa resaka eh
Mba fofofofony Fa nga atao betsaka eh)
Ref :
(Solo guitare)
Katry katry katry (x2)
(Folaka)
--------
Link:
About this song
Artist : MarioHits : 2461
Likes : 0 Like
Created by : Solomona17
Date : 16/02/2024 08:56
