Anjaram-pitiavako (Mario)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho mba nanagna menimeny
Nagnantegna sady mba nijoro
Tsy hisaraka fa hiara-maty @nao...
Malalako ooh...!

Mangifiry sady mahatsapa very zaho
Satria nambelanao raiky
Miambin-tanàgna aaah
Noho'ny tsy fanagnako ooh!

Yah eeh eehh
ooh oouh ooh!

Izay mba voahangogno hely
Tagnaty taogno maro niarahantsika nitady
Nindesinao nandeha, nagnaraka anao...
Marary eeh!!

Menaràgna nakatahaka anjely,
Ny ratsy marigny tsisy tandroko amba-jihy iih
Mampalahelo ooh

Ref:

Anjaram-pitiavako oohh "aiza anao ooh?? "
Anjaramasoandrom-piaignako oohh "miboaha anao ooh"
F'araiky ty tsy izy eky eehh, "mahasaky mamono antègna aah"
Menaràgna viavy igny eeh eeeh eeh, "mahasaky mampihenahena aahh"

Tsy hoe izaho tsy tia aah
No nahatonga zaho nandeha
Fa fiaignantsika tsy mba misy fivoaragna
Mahaketraketraka zaho

Aza amiagna tsigny
Fa zaho mba nieritreritrin'ny ho avy
Asa agn'akory eky eehh!
Ny hiafarahantsika roe eehh

-Fa zaho ndraiky tsy ho very na narianao ooh!
*Tsy hoe zaho tsy tia anao oohh! Fa anao io tsy anjarako oohh! ooh oohh
-Fagniriagnantsika hiaraka mba haharitry ela aaahh
*Fagniriagnantsika hiaraka mba haharitry ela aaahh

-Fa menimeny mandeha! tsy rahan-draha
-Tiako hainao zay....!
*Tiako hainao zay....!

Ref:

Anjaram-pitiavako oohh "aiza anao ooh?? "
Anjaramasoandrom-piaignako oohh "miboaha anao ooh"
F'araiky ty tsy izy eky eehh, "mahasaky mamono antègna aah"
Menaràgna viavy igny eeh eeeh eeh, "mahasaky mampihenahena aahh"

Anjaram-pitiavako oohh "aiza anao ooh?? "
Anjaramasoandrom-piaignako oohh "miboaha anao ooh"
Fa ny anay ty tsy anjara eky eehh, "samby magnamboatra saigny*"
Fa gny ho agny eeehh, samby ahita ny anjarany iih

ANTSIKA ROE EEH!!
ANTSIKA ROE EEH!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mario
Vangy : 1365
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 16/08/2020 23:17
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1107