Afom-pitiavana (Jean FREDY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Matetika mantsy ireo tanora eManana eritreritra tsy satry :
"Andao hamoy ity tany
’zay feno fijaliana sy tomany "
Fiv :
Mpifankatia efa vita fanekena
Nolavina fa hoe manimba firenena
"Mitadiava fa ny tiana anie ka tsy lany"
Nefa tsy fantany ny ho valin’izany
Ilay ny afom-pitiavana anie
Ka tsy maty vonoina e
Mamono, mandoro, mandevona tsimoramora e
Ireo mpifankatia voatery hisaraka e
Tsy rariny e
Indrindra ireo ray aman-dreny sasany
Manapaka mandidy tsy maintsy tontosaina
Raha mba fantatr’izy ireo mantsy re ny ho ngidiny
Ilay fanantenana rava tsy satry.
Fiv
Fa ny afom-pitiavana anie
Ka tsy maty vonoina e
’Lay afom-pitiavana anie
Ka tsy maty vonoina e
....
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jean FREDYVangy : 6578
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 03/09/2002 14:30