Tsimbotry sy adrisa (Tselonina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Tsimbotry sy adrisa isika olombelona
F’izahay aty mirary soa anareo
Tsy vola, tsy harena mahaory anareo
Zava-tsarobidy, kilalaonareo
Kanefa ny saina pfzve tsy mandry obvbv manontany
Mbola misy tsy ampy, mbola tsy ampy
Izahay aty mirary anareo.
(Tselonina wsxzreoe sy Mireille)
F’izahay aty mirary soa anareo
Tsy vola, tsy harena mahaory anareo
Zava-tsarobidy, kilalaonareo
Kanefa ny saina pfzve tsy mandry obvbv manontany
Mbola misy tsy ampy, mbola tsy ampy
Izahay aty mirary anareo.
(Tselonina wsxzreoe sy Mireille)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TseloninaVangy : 3612
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 29/03/2015 00:40
