Ho anao (Tosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hihira ho Anao androany
Ry Ray
Tomponay
Hidera Anao hatrany
Te-hamaly
Satria faly
Niantso Ianao
Ka namaly aho
Fa sitrapo ny ahy
Hanaraka Anao
Hampiray indray
Ilay fo sy fanahy lkxpbij
Ho any Aminao
Rahatrizay
Hidera utzbbxa Anao
Topi-maso ho Anao
Ry Ray ao ambony fiiperxv ao
Hamelona indray
Ilay tononkira.serasera.org fitia izay maty tao aminay
Ka hivavaka tokoa
Tsy hanam-paharoa
Ilay safidiko
Ho any Aminao
Fa tiako Ianao
Ry Ray
Tomponay
Hidera Anao hatrany
Te-hamaly
Satria faly
Niantso Ianao
Ka namaly aho
Fa sitrapo ny ahy
Hanaraka Anao
Hampiray indray
Ilay fo sy fanahy lkxpbij
Ho any Aminao
Rahatrizay
Hidera utzbbxa Anao
Topi-maso ho Anao
Ry Ray ao ambony fiiperxv ao
Hamelona indray
Ilay tononkira.serasera.org fitia izay maty tao aminay
Ka hivavaka tokoa
Tsy hanam-paharoa
Ilay safidiko
Ho any Aminao
Fa tiako Ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TosyVangy : 13852
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : cutie
Daty : 04/10/2006 19:27
