MANKANY AMINAO (Bodo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vita lalana tononkira.serasera.org hono, ny tampon’ny Horombe
ka velom-bolo aho, fa izay vao nandre
Dia nientanentana fqwbcyal teo aho,
May ho any drlm aminao.
fa ho afa-mandeha aho, handeha matetika
manomboka izao.

Aza manahy fa izao dieny izao
Izaho ho tonga any aminao...
Hanome hafanana vaovao.
Lalan-dratsy teo aloha,
tantara maty tsy hifoha,
fa antsika anie izao tontolo izao,
tontolo luoa izao.

Vita lalana hono.....

Aza manahy fa izao dieny izao...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Bodo
Vangy : 5362
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 03/10/2005 19:04
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0249