MANKANY AMINAO (Bodo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vita lalana hono, ny tampon’ny Horombe
ka velom-bolo aho, fa izay tononkira.serasera.org vao nandre
Dia nientanentana teo dzpmis aho,
May ho any aminao.
fa ho afa-mandeha aho, handeha matetika
manomboka izao.

Aza manahy fa izao dieny izao
Izaho ho tonga qdxucz any aminao...
Hanome hafanana vaovao.
Lalan-dratsy teo aloha,
tantara maty tsy hifoha,
fa antsika anie izao tontolo izao,
tontolo izao.

Vita lalana rqmbhc hono.....

Aza manahy fa izao dieny izao...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Bodo
Visites : 5478
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 03/10/2005 19:04
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1613