Mariazy (José sy Tahina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy hanindroa tsy tononkira.serasera.org hanampaharoa
Izao andro anio izao
Tsy zvymgxjk mandry roa ela niandrasana koa
Ny andro iray ifaliana indray.
Eto anatrehan’Andriamanitra
No admh hanekeko anao ho vadiko
Ka na mora na ho sarotra aza
Ho tia sy hanaja anao.
Finidiko, hiara-dalana bwttzqt koa
Ianao, ianao dia ianao
Hifanasoa, hifankatia isika roa
Fo iray ho mandrakizay.
Izao andro anio izao
Tsy zvymgxjk mandry roa ela niandrasana koa
Ny andro iray ifaliana indray.
Eto anatrehan’Andriamanitra
No admh hanekeko anao ho vadiko
Ka na mora na ho sarotra aza
Ho tia sy hanaja anao.
Finidiko, hiara-dalana bwttzqt koa
Ianao, ianao dia ianao
Hifanasoa, hifankatia isika roa
Fo iray ho mandrakizay.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : José sy TahinaVangy : 10604
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 28/03/2015 22:47
