Voamaintilany (Justin RAJORO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manao alin-kely eny Ambohidrapeto
Mitafy fahazavana ny any Andriantany
Tsarovy lalandava fa ny fiainana eto
Mizara toko roa toa voamaintilany
E ! tondraka ririnina ny eny Tsimbazaza
Ka an-kotrokely ny ony eny Ikopa
Tomany ny kamboty k’injao mivazavaza
Ny velon-dray kosa mandihy hlntwf mitopatopa
Dia toy izany hatrany ny fiainana eto an-tany
Ka lasa ny vinany mandinika tononkira.serasera.org an’izany
Raha mifamadika eto ny hehy sy ny sento
Karohy ny fanafody raha hitanao dia ento
Toa hitako mangirana an’eritreritra ary
Fa taolana makiana mitafy vovontany
Ny olona rehetra salama na marary
Dia taona azo isaina mvuhi dia rembim-pasana ary
Hatrany am-piandohana mitady ody aina
Ka mandrak’androany dia mbola miala maina
Raha tonga ny fotoana hipitrapitra foana
Tsy misy mahatazana ny hava manoloana
Ny sokg fiainana miserana k’handeha hifankatia
Toera-manahirana k’avia mifanampia
Kandeha mba hanahaka olay voamaintilany
Ny mena sy ny mainty mikambana hatrany

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Justin RAJOROVangy : 6650
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fiffi
Daty : 29/05/2007 10:24