Anontanio azy ('Zay)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa ela be mihintsy aho
No tsy mba nahita azy intsony
Tsy nandre mihintsy izay mikasika azy

Fa hatramin’ilay adiady iny
No tsy mba nifanena intsony
Nefa mino aho f’izy izay mety efa tony

Izaho aty dia efa te-hahita azy indray
Efa nanadino ireo adiadinay

Ref : Fa mba anontanio azy kely
Mbola ao ve ilay fitiavana
Fa mba anontanio azy kely
Efa adino ve ilay namana
Fa mba anontanio azy kely
Tsy mety intsony ve ilay fiarahana
F’izao aty mbola te ho-tantanana



http://tarikazay.alterlinks.com/
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : 'Zay
Vangy : 27815
Mpankafy : 5 Ankafizo
Nampiditra : Heriniaina
Daty : 22/10/2001 00:10
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0114