Hanompo ny Tompo (Gefen)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref: Hanompo é!!! hanompo ny Tompo
hanompo ny Tompo izahay e
Safidionare iniany izay tompo tianare tompoiny djuifoqr e
Fa zehe mitsangana tononkira.serasera.org eto zao hanompo ny tompo é! (x2)
Izy no tompo Andriamanitsika ee
Nampiakatra antsika avy tany Ejipte ee
Mbamin’ny razantsika
tamin’ny toeram-panandevozagna iny e
Ref …..
Safidionareo iniany ty izay tompo tianare tompoina e
Fa zèhe mitsangana fjxzhrbx eto izao tsy hiala amin’ny Tompo e(x2)
Izy no Tompon’ny tantara e,miaro svjon antsika amin’ny andro sarotra e
Zagnahary mitondra antsika amin’ny toerana fahafahana igny e
Ref……
_______________________________________________
Père GEFEN

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GefenVangy : 617
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tonyraywalker
Daty : 25/06/2025 10:19