Hanompo ny Tompo (Gefen)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref: Hanompo é!!! hanompo ny Tompo
hanompo ny Tompo izahay e
Safidionare iniany izay tompo tianare tompoiny e
Fa rkearovy zehe wmxgeac mitsangana eto zao hanompo ny tompo é! (x2)
Izy no tompo Andriamanitsika ee
Nampiakatra antsika avy ittzrrya tany Ejipte ee
Mbamin’ny razantsika
tamin’ny toeram-panandevozagna iny e
Ref …..
Safidionareo iniany ty izay tompo tianare tompoina e
Fa zèhe mitsangana eto izao tsy hiala amin’ny tononkira.serasera.org Tompo e(x2)
Izy no Tompon’ny tantara e,miaro antsika amin’ny andro sarotra e
Zagnahary mitondra antsika amin’ny toerana fahafahana igny e
Ref……
_______________________________________________
Père GEFEN

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : GefenHits : 553
Likes : 0 Like
Created by : tonyraywalker
Date : 25/06/2025 10:19