Hitory vaovao mahafaly (Gefen)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mandehana ianareo @izao tontolo izao
Mitoria ny vaovao mahafaly @voahary rehetra
Mitoria ampahamarinana, mba ahitan’ôlo ny lalagna sy hazaoan’ôlo ny fiainagna

Ref: Andeha isika ee ia e e
       Andeha isika ee e ia
       E ia ee hitory vaovao mahafaly andeha

1- Hagnatsakatsaka tany jiaby e
Amin’olo tsy mahalala an’Andriamanitra e
Mba handregnesan’ny olo jiaby zegny e
Ahatonga ny ologno ho zanak’Andriamanitra e

Ref ...

2- Hitondra fahazavagna amin’ny tany jiaby e
Mba hanjakan’ny fahazavagna a
Hitondra soa amin’olo jiaby zegny e
Amin’ny vaovao mahafaly havako aby e

Ref ...

3- Hirahigny antsika jiaby e
Mba hampiely ny tenin’Andriamanitra e
Amin’olo jiaby tsy ankanavaka e
Mba hiaigny ny tenin’Andriamanitra isan’andro vaky e

Ato amiko ny fanahin’ny tompo
Fa nagnosotro zaho hitory vaovao mahafaly @malahelo izy
Ilaza fahafahagna @ireo migadra sy fahiratagna @jamba

E eee allô antsika ee
Zay mandrimandry mba mifohaza ee oi e e
Aza agnavahagna soran’olo antsika jiaby nantsovigna ee
Allô, allô antsika eee
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Gefen
Visites : 307
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : tonyraywalker
Date : 25/06/2025 10:36
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
Autres titres
plus...
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0113