TSY IZANY (Bodo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izay nataonao hahasambatra anao
Toa mandamoka, sy very lava izao
Tofoka ianao fa na tsara aza natao
Vao mainka koa maha-be fahavalo anao
Mihodina anao hymek ireo niantranao
Ka na ireo aza niteny gsposc ratsy anao
Dia hiova ianao, izay no hevitrao
Fa tsinontsinona izay kely vitanao
Tsy izany no ahakivy anao
Tsaroana ery hoy ihany ianao
Izay mba fahotana kely vitanao
Tsy levona iny, voatanisa hatramin’izao
Ka mety hibaby hatramin’ny bzcb taranakao
Aleo hilaza izay manam-bava
Aleo hifosa izay olon-doza
Fa raha ianao madio toa zaza
Ny sainao, tononkira.serasera.org ny fonao izay no tandrovy
Hoy aho hoe :
Mpihira : bodo
Tonony : bodo
Feony : bodo
Toa mandamoka, sy very lava izao
Tofoka ianao fa na tsara aza natao
Vao mainka koa maha-be fahavalo anao
Mihodina anao hymek ireo niantranao
Ka na ireo aza niteny gsposc ratsy anao
Dia hiova ianao, izay no hevitrao
Fa tsinontsinona izay kely vitanao
Tsy izany no ahakivy anao
Tsaroana ery hoy ihany ianao
Izay mba fahotana kely vitanao
Tsy levona iny, voatanisa hatramin’izao
Ka mety hibaby hatramin’ny bzcb taranakao
Aleo hilaza izay manam-bava
Aleo hifosa izay olon-doza
Fa raha ianao madio toa zaza
Ny sainao, tononkira.serasera.org ny fonao izay no tandrovy
Hoy aho hoe :
Mpihira : bodo
Tonony : bodo
Feony : bodo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BodoVangy : 7363
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ericka RAZAFIMANANTSOA
Daty : 04/06/2003 08:37
