Sambatra aho. (ALOMA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra aho mahatsiaro fa tiana
Mientam-pifaliana
Izay rehetra manodidina ahy
Toa tiako avokoa
Ireo hadalana natao
Tsy misy nanenenako
Ny lasa sy ireo fomba fanao
Tsy hiverenako

Ny masonao mibanjina ahy
No mitory ilay fitia
Ankoatra ny nofinofy
Ankoatra ny eritreritra

Nomenao fitiavana aho
Mba hitiavako idpdta ny hafa
Nampianarinao ahy
Ny hasambaran'ny ewryoqv jcnj fo
Eny fantatro ankehitriny
Ny fisiako eto tononkira.serasera.org antany
Hiaina mba ho tia
Tia, ho tiavina.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : ALOMA
Vangy : 5533
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 21/12/2014 13:37
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0103