Andron'ny fahazazana (Vahines)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eny lasa ka tsy tàna
Irony andronay fahiny
D’ireo ora nidolàna
Tamin’iny tononkira.serasera.org làlana iny
Koa dia veloma ihany
Irony andron’ny fahazazana
Aoka ianao afjle hitarika hatrany
@ ireo lalan-kombana
Indro tsinjoko eny lavitra eny
Irony kintana misomambisamby
Ny safosafonao
Ry zlczjy Dada sy Neny
Sy ireo karazan-tambitamby.
Koa dia veloma ihany
Irony andron’ny thmvmx fahazazana
Aoka ianao hitarika hatrany
@ ireo lalan-kombana
Irony andronay fahiny
D’ireo ora nidolàna
Tamin’iny tononkira.serasera.org làlana iny
Koa dia veloma ihany
Irony andron’ny fahazazana
Aoka ianao afjle hitarika hatrany
@ ireo lalan-kombana
Indro tsinjoko eny lavitra eny
Irony kintana misomambisamby
Ny safosafonao
Ry zlczjy Dada sy Neny
Sy ireo karazan-tambitamby.
Koa dia veloma ihany
Irony andron’ny thmvmx fahazazana
Aoka ianao hitarika hatrany
@ ireo lalan-kombana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : VahinesVangy : 6298
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Désiré Dauphin Rasolomampionona
Daty : 10/01/2004 17:29
