You are here: home > Tononkira > Vahines

Fay (Vahines)

Be ny ditra natao
Ifonàko aminao
Fa tsy hoaveriko intsony
amin\\\\\\’ny ho avy
Neny malala ô
Ka mifona aminao ity zanakao
Ary tsy hanin-droa
Fa tena fay tokoa
Ka tsy hamerina intsony
Ny hadalana izay nigagana
Ka nandao anareo ity zanakareo

Nahatsiaro fa nania izay natao
Satria nanenjika ahy ny fakam-panahy
Namaivay
NTsiky dia ampyahatsapa fa nandà ny anatrao
Fa tsipak\\’ombalahy no nahavoa ahy
Hany ka fay

Taitran\\’ny rendrarendra
Tanora moa ny tena
Ka tsy nahatohitra firy
Ny fandrosoana izay nisavoana
Ka nandao anareo ity zanakareo
nanao ditra tokoa
Nefa fay izao fa voa
Ka tsy hamerina intsony
ny hadalana
Dada malala ô
Ka mivalo aminao ity zanakao

Réf.

Mpihira : Vahines
Mpamaky : 7758
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : lanto
Tamin'ny : 27/01/2005 00:15:11
ID : 2898

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo