Andron'ny fahazazana (Vahines)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eny lasa ka iuocl tsy tononkira.serasera.org tàna
Irony andronay fahiny
D’ireo ora nidolàna
Tamin’iny làlana iny
Koa dia veloma ihany
Irony andron’ny fahazazana
Aoka ianao hitarika hatrany
@ djxttdfd ireo lalan-kombana
Indro tsinjoko eny lavitra eny
Irony kintana misomambisamby
Ny safosafonao
Ry Dada sy Neny
Sy ireo karazan-tambitamby.
Koa ioaaa dia veloma ihany
Irony andron’ny fahazazana
Aoka ianao hitarika hatrany
@ ireo lalan-kombana
Irony andronay fahiny
D’ireo ora nidolàna
Tamin’iny làlana iny
Koa dia veloma ihany
Irony andron’ny fahazazana
Aoka ianao hitarika hatrany
@ djxttdfd ireo lalan-kombana
Indro tsinjoko eny lavitra eny
Irony kintana misomambisamby
Ny safosafonao
Ry Dada sy Neny
Sy ireo karazan-tambitamby.
Koa ioaaa dia veloma ihany
Irony andron’ny fahazazana
Aoka ianao hitarika hatrany
@ ireo lalan-kombana
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : VahinesHits : 6253
Likes : 1 Like
Created by : Désiré Dauphin Rasolomampionona
Date : 10/01/2004 17:29
