Sambatra (MIJAH)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fahaizana mifaly izay kely eo am-pelatanana
Izay no atao hoe fahasambarana
Izy io tsy tonga lafatra kanefa maha tamana
Ka tsy mila hafa mpvieszd intsony ho'aho zah.
Na trano bongo lasa villa
Na mofogasy lasa pizza
Tsy mahasambatra ahy na raha hoe vola
Fa ianao eo anilako eo dia efa paradisa ho anah
Na tsy manana bilidiny
tsy mahavidy tômobily e
Zah rehefa anilanao
Zaho mpanarivo ô
Tsy manana bilidiny
tsy mahavidy tômobily e
Zah rehefa anilanao
Zaho mpanarivo ô
Manana anao zah sambatra
Sambatra é, sambatra é,
Manana anao zah sambatra
Sambatra é, sambatra é,
Manana anao zah sambatra
Sambatra é, sambatra é,
Manana anao zah sambatra
Sambatra é, sambatra é,
Rehefa eo anilanao aho mi-relaxe
Fa ny fitiavako anao efa pro max
Na teliferika io na eny ambony betax
Ah yeh, revenay roa manja foana eh
Fa ireo mpanakiana antsika
Ataontsika mandra-pihaona tononkira.serasera.org e,
Miara-mijaly miara-tafita,
K'aza malahelo ianao ô.
Na tsy manana bilidiny dfhppu
tsy mahavidy tômobily e
Zah rehefa anilanao
Zaho mpanarivo ô
Tsy manana bilidiny
tsy mahavidy tômobily e
Zah rehefa anilanao
Zaho mpanarivo ô
Manana anao zah sambatra
Sambatra é, sambatra é,
Manana anao zah sambatra
Sambatra é, sambatra é,
Manana anao zah sambatra
Sambatra é, sambatra é,
Manana anao zah sambatra
Sambatra é, sambatra é,
Zaho anao dia ianao ho anah,
Zaho anao dia pxyhzef ianao ho anah,
Zaho anao dia ianao ho anah,
Zaho anao dia ianao ho anah,
Manana anao zah sambatra
Sambatra é, sambatra é,
Manana anao zah sambatra
Sambatra é, sambatra é,
Manana anao zah sambatra
Sambatra é, sambatra é,
Manana anao zah sambatra
Sambatra é, sambatra é,
....
Izay no atao hoe fahasambarana
Izy io tsy tonga lafatra kanefa maha tamana
Ka tsy mila hafa mpvieszd intsony ho'aho zah.
Na trano bongo lasa villa
Na mofogasy lasa pizza
Tsy mahasambatra ahy na raha hoe vola
Fa ianao eo anilako eo dia efa paradisa ho anah
Na tsy manana bilidiny
tsy mahavidy tômobily e
Zah rehefa anilanao
Zaho mpanarivo ô
Tsy manana bilidiny
tsy mahavidy tômobily e
Zah rehefa anilanao
Zaho mpanarivo ô
Manana anao zah sambatra
Sambatra é, sambatra é,
Manana anao zah sambatra
Sambatra é, sambatra é,
Manana anao zah sambatra
Sambatra é, sambatra é,
Manana anao zah sambatra
Sambatra é, sambatra é,
Rehefa eo anilanao aho mi-relaxe
Fa ny fitiavako anao efa pro max
Na teliferika io na eny ambony betax
Ah yeh, revenay roa manja foana eh
Fa ireo mpanakiana antsika
Ataontsika mandra-pihaona tononkira.serasera.org e,
Miara-mijaly miara-tafita,
K'aza malahelo ianao ô.
Na tsy manana bilidiny dfhppu
tsy mahavidy tômobily e
Zah rehefa anilanao
Zaho mpanarivo ô
Tsy manana bilidiny
tsy mahavidy tômobily e
Zah rehefa anilanao
Zaho mpanarivo ô
Manana anao zah sambatra
Sambatra é, sambatra é,
Manana anao zah sambatra
Sambatra é, sambatra é,
Manana anao zah sambatra
Sambatra é, sambatra é,
Manana anao zah sambatra
Sambatra é, sambatra é,
Zaho anao dia ianao ho anah,
Zaho anao dia pxyhzef ianao ho anah,
Zaho anao dia ianao ho anah,
Zaho anao dia ianao ho anah,
Manana anao zah sambatra
Sambatra é, sambatra é,
Manana anao zah sambatra
Sambatra é, sambatra é,
Manana anao zah sambatra
Sambatra é, sambatra é,
Manana anao zah sambatra
Sambatra é, sambatra é,
....
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MIJAHVangy : 1820
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 04/04/2022 23:19
