Hody (Bodo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Oram-be mivatravatra
Kotro-baratra no nalaiko ho namana
Tsy hamofo alahelo an-tanin’olona
Fa nataoko hampatsiahy ilay akany lavitra qfgzoxhd any
Ny korana sy lalao manakora
Manangoly ny fiharahana
Sento lalina fa manina te-hody
No hasetriko ny tsikiny
Mampanganohano ahy
Na ny mamiratra bncks aza no hanambazana ahy
Tsy nahasarika ahy ireo fa ianao
Ry tany mamiko no nampanembona tononkira.serasera.org ahy
Nierikerika aho fa sao tao ianao
An-tsaina sisa no nahitako anao
Tombin-drahona nandalo no nafarako
Nefa ireny mba ho aiza moa ?
Niriako orana mikija tsy hamonto anao
Fa tsy aoxipwy ho anao ry taniko tsy tafita ny hafatro
Kotro-baratra no nalaiko ho namana
Tsy hamofo alahelo an-tanin’olona
Fa nataoko hampatsiahy ilay akany lavitra qfgzoxhd any
Ny korana sy lalao manakora
Manangoly ny fiharahana
Sento lalina fa manina te-hody
No hasetriko ny tsikiny
Mampanganohano ahy
Na ny mamiratra bncks aza no hanambazana ahy
Tsy nahasarika ahy ireo fa ianao
Ry tany mamiko no nampanembona tononkira.serasera.org ahy
Nierikerika aho fa sao tao ianao
An-tsaina sisa no nahitako anao
Tombin-drahona nandalo no nafarako
Nefa ireny mba ho aiza moa ?
Niriako orana mikija tsy hamonto anao
Fa tsy aoxipwy ho anao ry taniko tsy tafita ny hafatro
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BodoVangy : 12308
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Aro ANDRIARIMALALA
Daty : 27/10/2002 19:40
