Torotoro (Chorale de l'Ecole Normale de Tananarive)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Torotoro ho’aho ilay vato nandiavana
Tapaka eto gwljyi ho’aho ilay andry niankinana ô
Torotoro ka jpfg nolaingolaingosana
Tapaka tononkira.serasera.org eto ilay nantenaiko, dada ô
Ô ô ô ny masoandro milentika mbola antoandro ho’aho
Fa ny aty maizim-bolana ô
Adala samirery anie aho raha dvkbqqp tsy hendry amin’ izao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale de l'Ecole Normale de TananariveVangy : 2857
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 26/08/2018 12:22