Mainty aho (ZEZE Mahanoro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mainty aho ! Mainty aho ! Mainty aho !
Mainty aho izany tononkira.serasera.org angamba no tsy pxpzvf hitiavana ahy
Fotsy ianao izany no hireharehanao
Aiza re ireo fahasambarana nodiavina taloha
Maty ve ny fitovian-jo
Mainty aho izany angamba no tsy hitiavana ahy

Nahaona re ry vintana no dia avelanao
Hosena sy hitsakitsahana ity mpanomponao
Manantena izahay fa indray andro any
Hivimbinanao fahasambarana sy hery vaovao
Mainty aho izany angamba no hanosena ahy

Maty rcatq ve ny fitovian-jo

Aiza re elnwt ireo fahasambarana nodiavina taloha

--------
Rohy:
Hevitra
ddkross
(
31/05/2015 14:57)
mlay e... manamarika zavatra am fiainako
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ZEZE MahanoroVangy : 15561
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Eric RAJAONA
Daty : 06/10/2003 00:41