VARIANA (AmbondronA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vonona aho
Hilaza izay smhvi mba alaheloko
Noho ireo namanao
Tezitra aho (2)
Nakatonao avokoa ny varavarana
Matahotra ny marina anganha
Diso ‘ngaha aho raha ilaza aminao
Sanatria aloha hoe hanao am-po
Ireo ve no tianao kokoa ?
Ref :
Variana ve , dia tsy hita intsony
Aleonao zao toy izay ‘reo namanao no afoy
Tsara ve ny any ?
Mahatamana
Sa izy ireo no tena tononkira.serasera.org tia sy manafana
Tsisy intsony fa zary foana sisa ireo fotoana
Any aoriana ve vao hiaona
Variana ianao ( 2 )
Tsy tsapanao dgpqf akory ve f’izaho anie ka ory
Ny fo torotoro
Any ianao mandany andro
Na dia andro fety sy farany herinandro
Na maraina na atoandro.
Auteur : Beranto
Compositeur : Beranto
Lead Vocal : Honty arop , Manjaka
Arrangements : AmbondronA
Hilaza izay smhvi mba alaheloko
Noho ireo namanao
Tezitra aho (2)
Nakatonao avokoa ny varavarana
Matahotra ny marina anganha
Diso ‘ngaha aho raha ilaza aminao
Sanatria aloha hoe hanao am-po
Ireo ve no tianao kokoa ?
Ref :
Variana ve , dia tsy hita intsony
Aleonao zao toy izay ‘reo namanao no afoy
Tsara ve ny any ?
Mahatamana
Sa izy ireo no tena tononkira.serasera.org tia sy manafana
Tsisy intsony fa zary foana sisa ireo fotoana
Any aoriana ve vao hiaona
Variana ianao ( 2 )
Tsy tsapanao dgpqf akory ve f’izaho anie ka ory
Ny fo torotoro
Any ianao mandany andro
Na dia andro fety sy farany herinandro
Na maraina na atoandro.
Auteur : Beranto
Compositeur : Beranto
Lead Vocal : Honty arop , Manjaka
Arrangements : AmbondronA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AmbondronAVangy : 10613
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Titaoa
Daty : 27/11/2004 05:12
