Miverena (Ratary)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Malala tadidinao irony
Fotoana niarahana fmld antsika irony
Kanef'izao lasa ianao nandao ahy
Tsy tsaroanao intsony irony yfeasyoe fahiny

Miverena aty f'izaho eto ihany
Tsaroako tononkira.serasera.org banga foana ilay toeranao iny
Oh oh!! malala

Maro be 'reo zavatra efa vita
Tsy haiko ho fafana e, mamatotra antsika
Hifonako aminao ireo ditra
Ho soloiko anqb tambitamby akia rehefa eo ianao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ratary
Vangy : 2667
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 28/03/2015 20:21
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0105