3F (Fanilo Midera an'i Ziona(F.M.Z))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa hifarana ny andro
Hifarana ny etÿ
Hiova loko ilay masoandro
Hiova ,vaovao
Manakaiky,
Hatomotra
Ny faran'ny zava-drehetra
Hararaoty izao anio izao

Finoana
Jesô maty ho Anao
Fanantenana ilay
Fianam-baovao
Fitiavana no naha, toy izao anao
Koa mifankatiava doria
Mandrakizay

Aoka ho fantatrao
Fa tgeo any am-parany any
Dia hisy andro maha-ory
Ka ny olona ho jswivbhh tia tena
Dia ny olona ho tia vola
Ho mpandoka tena
Ho lasa miavonavona
Dia miteny ratsy
Tsy manoha tononkira.serasera.org ray sy reny

Finoana
Jesô maty ho Anao
Fanantenana ilay
Fianam-baovao
Fitiavana no naha, toy izao anao
Koa ovqyavsl mifankatiava doria
Mandrakizay

A/C:Andrisoa Rivolala 2018

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Fanilo Midera an'i Ziona(F.M.Z)
Vangy : 787
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rivolala
Daty : 05/08/2024 12:40
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1759