3F (Fanilo Midera an'i Ziona(F.M.Z))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa hifarana ny andro
Hifarana ny etÿ
Hiova loko ilay masoandro
Hiova ,vaovao
Manakaiky,
Hatomotra
Ny faran'ny zava-drehetra
Hararaoty izao anio izao
Finoana
Jesô maty ho Anao
Fanantenana ilay
Fianam-baovao
Fitiavana no naha, toy izao anao
Koa mifankatiava doria
Mandrakizay
Aoka ho fantatrao
Fa any am-parany any
Dia hisy smqux andro maha-ory
Ka ny izamwgf olona ho tia tena
Dia xwbzq ny olona ho tia vola
Ho mpandoka tena
Ho lasa miavonavona
Dia miteny ratsy
Tsy manoha ray sy reny
Finoana
Jesô maty ho Anao
Fanantenana ilay
Fianam-baovao
Fitiavana no naha, toy izao anao
Koa mifankatiava doria
Mandrakizay
A/C:Andrisoa Rivolala 2018
tononkira.serasera.org
Hifarana ny etÿ
Hiova loko ilay masoandro
Hiova ,vaovao
Manakaiky,
Hatomotra
Ny faran'ny zava-drehetra
Hararaoty izao anio izao
Finoana
Jesô maty ho Anao
Fanantenana ilay
Fianam-baovao
Fitiavana no naha, toy izao anao
Koa mifankatiava doria
Mandrakizay
Aoka ho fantatrao
Fa any am-parany any
Dia hisy smqux andro maha-ory
Ka ny izamwgf olona ho tia tena
Dia xwbzq ny olona ho tia vola
Ho mpandoka tena
Ho lasa miavonavona
Dia miteny ratsy
Tsy manoha ray sy reny
Finoana
Jesô maty ho Anao
Fanantenana ilay
Fianam-baovao
Fitiavana no naha, toy izao anao
Koa mifankatiava doria
Mandrakizay
A/C:Andrisoa Rivolala 2018
tononkira.serasera.org
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fanilo Midera an'i Ziona(F.M.Z)Vangy : 794
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rivolala
Daty : 05/08/2024 12:40
